FISAORANA

Nampidirin'i 3004 | 13 Jan, 2007

 

Tompoko,

Misaotra betsaka anareo tompon'andraikitra fa mandeha ny blaogiko. Mba manararaotra aho miarahaba anareo tratry ny taona e. Misaotra tompoko.